Ngiah Psy🧠
By Dani
Categories: Science, Social Sciences
💡Ny tsara ho fantatra momban'ny: 🧠psychologie comportementale 🧠Psychologie cognitive 🧠Psychologie Sociale ......... 🎯Ny tanjona: ⬆️ Connaissance ⬆️ Compétence ⬆️ Conscience
2 episodes indexed on PodSearch.
Recent episodes
- Tsy mendrika anao ve ny fahombiazanao? #Syndrome de l'imposteur
Miarahaba antsika rehetra 👋Tongasoa eto amin’ny podcast Ngiah PsyPodcast iray izay tsy mijanona amin’ny resaka psychologie tsotra…fa miditra lalina amin’ny fomba fiasan’ny ati-doha sy ny manodidina azy Androany, hiresaka zavatra iray tena manjo olona maro isika…indrindra ireo olona manana…
- 0# Fampafatarana ny podcast Ngiah Psy
🎙️Ny podcast Ngiah Psy dia podcast iresaka ny fomba fiasan'ny atidoha sy ny manodidina azy rehetra 🧠
PodSearch is a free, independent podcast search engine. Read about PodSearch, the privacy policy or contact us.